EcoAgtube – videos for agroecology and the environment

  • Contact us
  • support@ecoagtube.org

6. Toro-hevitra ho an'ny tournage - Manatontosa vidéos tsara Miaraka amin'ny tantsaha

  • 1 month ago
  • 6 Views

Ity môdioly ity dia manome fampidirana amin'ny dingana rehetra amin'ny famokarana horonan-tsary.

Ity môdioly fampidirana ity dia anisan'ny andiany lehibe kokoa izay mandrakotra ny dingana rehetra amin'ny famokarana horonan-tsary. Ity andian-dahatsary ity dia novatsian'ny FAO vola.

1. Video Fampidirana
2. Fanoratana ny script
3. Fanomanana ny interviews
4. Fametrahana ny camera sy cadrage
5. Fanatontosana interviews miaraka amin'ny tantsaha
6. Toro-hevitra ho an'ny tournage
7. Toro-hevitra ho an'ny montage

Mahazoa aingam-panahy amin'ny fijerena ohatra amin'ny horonan-tsary ao amin'ny sehatra Access Agriculture.

www.accessagriculture.org

Working for #ZeroHunger

or Signup to post comments

Top